plt_tn/1ki/17/11.md

713 B

Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao

Ity andian-teny ity dia voady iray hanamafisana fa izay lazainy dia marina.

fa sakafo eran'ny tanana ihany

"hanina kely fotsiny ihany"

sakafo

"koba" Ity ampiasaina anaovana mofo.

Indro

Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana izay ho arahina.

tapa-kazo roa

Ity dia mety maneho tapa-kazo roa na tapa-kazo vitsy ihany.

mba hihinananay izany, arypa ho faty.

Izany dia midika fa ho faty izy ireo satria tsy manana sakafo izy ireo. D.H: "izay azontsika hoanina. Rehefa vita izany, dia ho maty mosary isika"

Ary rehefa vita izany dia manaova ho anao sy ho an'ny zanakao.

Dia ho tanteraka izany fa ho feno koba sy menaka hanaovana mofo maro any.