# Raha mbola velona koa Yaveh Andriamanitrao Ity andian-teny ity dia voady iray hanamafisana fa izay lazainy dia marina. # fa sakafo eran'ny tanana ihany "hanina kely fotsiny ihany" # sakafo "koba" Ity ampiasaina anaovana mofo. # Indro Ny teny "indro" eto dia manampy fanamafisana izay ho arahina. # tapa-kazo roa Ity dia mety maneho tapa-kazo roa na tapa-kazo vitsy ihany. # mba hihinananay izany, arypa ho faty. Izany dia midika fa ho faty izy ireo satria tsy manana sakafo izy ireo. D.H: "izay azontsika hoanina. Rehefa vita izany, dia ho maty mosary isika" # Ary rehefa vita izany dia manaova ho anao sy ho an'ny zanakao. Dia ho tanteraka izany fa ho feno koba sy menaka hanaovana mofo maro any.