plt_tn/1ki/17/01.md

461 B

ilay Tisbita

Izany dia anaran'ny fikambanan'ny olona avy any Tisba.

Tisbita

Izany dia anarana renivohitra any amin'ny faritr'i Gileada.

Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely

Ity andian-teny ity dia fianianana mba hampisongadina fa izay lazainy dia marina.

izay ijoroako eo anoloany

Izany dia fomba fiteny izay midika hoe "manompo" D.H: "izay tompoiko"

ando

rano kely miforona eo amin'ny zava-maniry mandritra ny alina.