# ilay Tisbita Izany dia anaran'ny fikambanan'ny olona avy any Tisba. # Tisbita Izany dia anarana renivohitra any amin'ny faritr'i Gileada. # Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely Ity andian-teny ity dia fianianana mba hampisongadina fa izay lazainy dia marina. # izay ijoroako eo anoloany Izany dia fomba fiteny izay midika hoe "manompo" D.H: "izay tompoiko" # ando rano kely miforona eo amin'ny zava-maniry mandritra ny alina.