plt_tn/1ki/16/34.md

697 B

tamin'ny ain'i Abirama, zanany lahimatoany

Ny vokatry ny fanorenana ny tanàna dia nambara fa toy ny vidiny izay naloan'i Hiela. D.H "ary ny vokatry ny fahotany dia i Abirama, zanany lahimatoa, maty"

Segoba, faralahiny; dia namoy ny ainy

Ny fahafatesana dia nambara ho toy ny fahaverezan'ny aina. D.H: "Segoba, faralahiny, dia maty"

raha nanorenany ireo vavahadin'ny tanàna

"Raha nanorina ny vavahadin'ny tanàna i Hiela"

araka ny tenin'i Yaveh

"araka izay voalazan'ny tenin'i Yaveh"

ny tenin'i Yaveh

Eto ny teny hoe "teny" dia maneho hafatra iray. D.H: "ny hafatr'i Yaveh"

izay nolazainy tamin'i Josoa zanak'i Nona

D.H: "izay nasain'i Yaveh nolazain'i Josoa zanak'i Nona"