plt_tn/1ki/16/34.md

24 lines
697 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tamin'ny ain'i Abirama, zanany lahimatoany
Ny vokatry ny fanorenana ny tanàna dia nambara fa toy ny vidiny izay naloan'i Hiela. D.H "ary ny vokatry ny fahotany dia i Abirama, zanany lahimatoa, maty"
# Segoba, faralahiny; dia namoy ny ainy
Ny fahafatesana dia nambara ho toy ny fahaverezan'ny aina. D.H: "Segoba, faralahiny, dia maty"
# raha nanorenany ireo vavahadin'ny tanàna
"Raha nanorina ny vavahadin'ny tanàna i Hiela"
# araka ny tenin'i Yaveh
"araka izay voalazan'ny tenin'i Yaveh"
# ny tenin'i Yaveh
Eto ny teny hoe "teny" dia maneho hafatra iray. D.H: "ny hafatr'i Yaveh"
# izay nolazainy tamin'i Josoa zanak'i Nona
D.H: "izay nasain'i Yaveh nolazain'i Josoa zanak'i Nona"