plt_tn/1ki/16/08.md

28 lines
763 B
Markdown

# Tirza
Ity dia anaran-tanàna.
# Zimry mpanompony
"Ela mpanompon'i Zimry"
# kapitenin'ny antsasaky ny kalesiny
Ny teny "kalesy" eto dia maneho ireo miaramila izay nitondra ireo kalesy. D.H: "ny an-tsasak'ireo mpitondra kalesiny"
# nampimamo ny tenany
Ity dia fomba fiteny. D.H: "fisotroana divay be loatra no naha mamo azy" na "naha mamo"
# izay teo amin'ny ankohonana
Ny teo amin'ny ankohonana dia maneho ny fandraisana an-tanana ireo zavatra ao an-tranon'i Ela mpanjaka. D.H: "izay nandray an-tanana ireo zavatra tao an-tranon'i Ela mpanjaka"
# nanafika sy namono azy
"nanafika sy namono an'i Ela"
# lasa mpanjaka nisolo ny toerany.
Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia sarinteny midika hoe "afa-tsy ny azy" D.H: "lasa mpanjaka afa-tsy i Ela"