# Tirza Ity dia anaran-tanĂ na. # Zimry mpanompony "Ela mpanompon'i Zimry" # kapitenin'ny antsasaky ny kalesiny Ny teny "kalesy" eto dia maneho ireo miaramila izay nitondra ireo kalesy. D.H: "ny an-tsasak'ireo mpitondra kalesiny" # nampimamo ny tenany Ity dia fomba fiteny. D.H: "fisotroana divay be loatra no naha mamo azy" na "naha mamo" # izay teo amin'ny ankohonana Ny teo amin'ny ankohonana dia maneho ny fandraisana an-tanana ireo zavatra ao an-tranon'i Ela mpanjaka. D.H: "izay nandray an-tanana ireo zavatra tao an-tranon'i Ela mpanjaka" # nanafika sy namono azy "nanafika sy namono an'i Ela" # lasa mpanjaka nisolo ny toerany. Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia sarinteny midika hoe "afa-tsy ny azy" D.H: "lasa mpanjaka afa-tsy i Ela"