plt_tn/1ki/16/03.md

478 B

Fampifandraisana foto-kevitra:

Yaveh dia mitohy miresaka amin'i Basa izay ho ataony azy.

Indro, haringako tanteraka i Basa sy ny ankohonany

Yaveh dia miresaka amin'i Basa, ka ny andian-teny "ny ankohonany" dia maneho ny fianakavian'i Basa. Ity dia azo hadika ampiasaina amin'ny teny "ianao" sy "ny anao". D.H: "Henoy, ry Basa. Ho ringaniko tanteraka ianao sy ny fianakavianao."

haringako tanteraka

Ny fandringanana dia maneho fandravàna. D.H: "Ho ravàko tanteraka"