plt_tn/1ki/16/03.md

12 lines
478 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana foto-kevitra:
Yaveh dia mitohy miresaka amin'i Basa izay ho ataony azy.
# Indro, haringako tanteraka i Basa sy ny ankohonany
Yaveh dia miresaka amin'i Basa, ka ny andian-teny "ny ankohonany" dia maneho ny fianakavian'i Basa. Ity dia azo hadika ampiasaina amin'ny teny "ianao" sy "ny anao". D.H: "Henoy, ry Basa. Ho ringaniko tanteraka ianao sy ny fianakavianao."
# haringako tanteraka
Ny fandringanana dia maneho fandravàna. D.H: "Ho ravàko tanteraka"