plt_tn/1ki/15/29.md

1.1 KiB

novonoin'i Basa ny fianakavian'i Jeroboama rehetra.Tsy nisy navelany ny ain'ny taranak'i Jeroboama

Ireo fehezanteny roa ireo midika zavatra mitovy ary natambatra hanasongadiana ireo taranany rehetra izay novonoina.

ny fianakavian'i Jeroboama rehetra

Jeroboama no rain'i Nadaba mpanjaka rainy.

Tsy nisy navelany ny ain'ny taranak'i Jeroboama

Ny aina eto dia manambara fahavelomana. D.H: "Tsy nisy navelany ho velona ny taranak'i Jeroboama"

fianakavin'ny mpanjaka

"fianakavian'i Jeroboama"

araka izay nambaran'i Yaveh tamin'i Ahia Silonita mpanompony

Yaveh dia niresaka tamin'i Ahia mpaminaniny ary niteny tamin'i Jeroboama fa horinganiny ny fianakaviany.

Ahia Silonita

"Ahia ilay avy any Silo"

noho ireo fahotan'i Jeroboama izay nataony sy ny nitarihany ny Israely hanota,

Ny anarana "hota" dia azo hanehoanany matoanteny hoe "manota". D.H: "satria nanota i Jeroboama ary nitarika an'Israely hanota tamin'ny fomba mitovy"

ny nitarihany ny Israely hanota

Fitarihana olona hanao zavtra dia mampiseho fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "amin'izay nitarihany an'Israely hanota."