# novonoin'i Basa ny fianakavian'i Jeroboama rehetra.Tsy nisy navelany ny ain'ny taranak'i Jeroboama Ireo fehezanteny roa ireo midika zavatra mitovy ary natambatra hanasongadiana ireo taranany rehetra izay novonoina. # ny fianakavian'i Jeroboama rehetra Jeroboama no rain'i Nadaba mpanjaka rainy. # Tsy nisy navelany ny ain'ny taranak'i Jeroboama Ny aina eto dia manambara fahavelomana. D.H: "Tsy nisy navelany ho velona ny taranak'i Jeroboama" # fianakavin'ny mpanjaka "fianakavian'i Jeroboama" # araka izay nambaran'i Yaveh tamin'i Ahia Silonita mpanompony Yaveh dia niresaka tamin'i Ahia mpaminaniny ary niteny tamin'i Jeroboama fa horinganiny ny fianakaviany. # Ahia Silonita "Ahia ilay avy any Silo" # noho ireo fahotan'i Jeroboama izay nataony sy ny nitarihany ny Israely hanota, Ny anarana "hota" dia azo hanehoanany matoanteny hoe "manota". D.H: "satria nanota i Jeroboama ary nitarika an'Israely hanota tamin'ny fomba mitovy" # ny nitarihany ny Israely hanota Fitarihana olona hanao zavtra dia mampiseho fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "amin'izay nitarihany an'Israely hanota."