forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
934 B
Markdown
20 lines
934 B
Markdown
# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ve ireo?
|
|
|
|
Ity fanontaniana ity dia nampiasaina anomezam-baovaovao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao mahakasika an'i Abia dia ao amin'ity boky hafa ity. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo hadika ho fanambarana. D.H: "Ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda"
|
|
|
|
# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ve ireo?
|
|
|
|
D.H: "misy olona nanoratra nahakasika izany tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda."
|
|
|
|
# Ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Asa
|
|
|
|
Fodiana mandry eto dia fanalefahan-teny izay maneho fahafatesana. D.H: "Asa dia maty toy ny nahafatesan'ireo razambeny"
|
|
|
|
# nalevina niaraka tamin'izy ireo
|
|
|
|
D.H: "ary nalevin'izy ireo niaraka tamin'ireo razambeny izy."
|
|
|
|
# Davida rainy
|
|
|
|
Ny teny "ray" et dia maneho an'ireo razambe. D.H: "Davida mpanjaka, no razambeny."
|