plt_tn/1ki/15/23.md

934 B

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ve ireo?

Ity fanontaniana ity dia nampiasaina anomezam-baovaovao na hampahatsiahivana ireo mpamaky fa ny vaovao mahakasika an'i Abia dia ao amin'ity boky hafa ity. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo hadika ho fanambarana. D.H: "Ireo dia voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda"

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ve ireo?

D.H: "misy olona nanoratra nahakasika izany tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda."

Ary nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Asa

Fodiana mandry eto dia fanalefahan-teny izay maneho fahafatesana. D.H: "Asa dia maty toy ny nahafatesan'ireo razambeny"

nalevina niaraka tamin'izy ireo

D.H: "ary nalevin'izy ireo niaraka tamin'ireo razambeny izy."

Davida rainy

Ny teny "ray" et dia maneho an'ireo razambe. D.H: "Davida mpanjaka, no razambeny."