plt_tn/1ki/15/20.md

16 lines
516 B
Markdown

# Ary rehefa
Ity andian-teny ity dia nampiasaina eto hanamarihana zava-dehibe iray ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ao amin'ny fiteninao, dia azonao heverina ny fampiasana izany eto.
# natsahany ny fananganany an'i Rama
Basana mpanjaka dia nanao izany tamin'ny filazàna ireo mpiasany hanao izany. D.H: "nanana ny piasany izy nampitsahatra n fananganana an'i Rama."
# Tirza
Ity anaran-tanàna.
# Tsy nisy na iray afa-niala
D.H: "Ny olona rehetra dia nankatò ny fanambaran'i Asa mpanjaka."