plt_tn/1ki/15/20.md

516 B

Ary rehefa

Ity andian-teny ity dia nampiasaina eto hanamarihana zava-dehibe iray ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ao amin'ny fiteninao, dia azonao heverina ny fampiasana izany eto.

natsahany ny fananganany an'i Rama

Basana mpanjaka dia nanao izany tamin'ny filazàna ireo mpiasany hanao izany. D.H: "nanana ny piasany izy nampitsahatra n fananganana an'i Rama."

Tirza

Ity anaran-tanàna.

Tsy nisy na iray afa-niala

D.H: "Ny olona rehetra dia nankatò ny fanambaran'i Asa mpanjaka."