plt_tn/1ki/15/14.md

12 lines
380 B
Markdown

# Fa ireo fitoerana avo tsy mba nesorina
D.H: "Saingy Asa tsy nandidy ireo olona hanala ireo toerana avo."
# ny fon'i Asa dia voatokana tanteraka
Ny fo dia manambara olona. D.H: "voatokana tanteraka i Asa"
# ny androny rehetra
Ity dia maneho ny vanim-potoana rehetra izay niainan'i Asa. D.H: "ny fotoana rehetra izay niainan'i Asa" na "nanadritry ny fiainan'i Asa manontolo"