plt_tn/1ki/15/14.md

380 B

Fa ireo fitoerana avo tsy mba nesorina

D.H: "Saingy Asa tsy nandidy ireo olona hanala ireo toerana avo."

ny fon'i Asa dia voatokana tanteraka

Ny fo dia manambara olona. D.H: "voatokana tanteraka i Asa"

ny androny rehetra

Ity dia maneho ny vanim-potoana rehetra izay niainan'i Asa. D.H: "ny fotoana rehetra izay niainan'i Asa" na "nanadritry ny fiainan'i Asa manontolo"