forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
869 B
Markdown
28 lines
869 B
Markdown
# Iraika amby efapolo taona...fito ambin'ny folo
|
|
|
|
"41 taona...17 taona"
|
|
|
|
# hametrahana ny anarany
|
|
|
|
Eto ny hoe "hametrahana ny anarany" dia sarinteny hilazana ny "fitoerana" ary manondro ny tempoly izay nanompoana an'i Yaveh. DH: "izay nitoeran'i Yaveh" na "izay nanompoana".
|
|
|
|
# Ny anaran'ny reniny
|
|
|
|
Eto ny hoe "-izy" dia manondro an'i Rehoboama.
|
|
|
|
# Nama
|
|
|
|
Io dia anaram-behivavy.
|
|
|
|
# Nanao...Joda
|
|
|
|
Eto ny hoe "Joda" dia manambara ny vahoakan'i Joda. DH: "Nanao...ny vahoakan'i Joda"
|
|
|
|
# izay ratsy teo imason'i Yaveh
|
|
|
|
Ny hoe "imason'i" Yaveh dia manambara ny fitsaran'i Yaveh sy ny tomban'ezany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:5. DH: "izay ratsy teo amin'ny fitsaran'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh ho ratsy"
|
|
|
|
# nampiteraka fahasarotam-piaro ho Azy
|
|
|
|
Ny anarana hoe "fahasarotam-piaro" dia afaka adika ho tambiteny. DH: "nahatonga azy ho saro-piaro izy ireo"
|