plt_tn/1ki/14/21.md

869 B

Iraika amby efapolo taona...fito ambin'ny folo

"41 taona...17 taona"

hametrahana ny anarany

Eto ny hoe "hametrahana ny anarany" dia sarinteny hilazana ny "fitoerana" ary manondro ny tempoly izay nanompoana an'i Yaveh. DH: "izay nitoeran'i Yaveh" na "izay nanompoana".

Ny anaran'ny reniny

Eto ny hoe "-izy" dia manondro an'i Rehoboama.

Nama

Io dia anaram-behivavy.

Nanao...Joda

Eto ny hoe "Joda" dia manambara ny vahoakan'i Joda. DH: "Nanao...ny vahoakan'i Joda"

izay ratsy teo imason'i Yaveh

Ny hoe "imason'i" Yaveh dia manambara ny fitsaran'i Yaveh sy ny tomban'ezany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:5. DH: "izay ratsy teo amin'ny fitsaran'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh ho ratsy"

nampiteraka fahasarotam-piaro ho Azy

Ny anarana hoe "fahasarotam-piaro" dia afaka adika ho tambiteny. DH: "nahatonga azy ho saro-piaro izy ireo"