plt_tn/1ki/13/29.md

250 B

Nalain'ilay

"nampiakatra"

fatiny

"olona maty"

nisaona azy izy ireo

Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny mpaminany sy ireo zanany lahy.

Indrisy, ry rahalahiko!

Ny teny hoe "Indrisy" eto dia itatra hilazana ny alahelo tena lehibe.