# Nalain'ilay "nampiakatra" # fatiny "olona maty" # nisaona azy izy ireo Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny mpaminany sy ireo zanany lahy. # Indrisy, ry rahalahiko! Ny teny hoe "Indrisy" eto dia itatra hilazana ny alahelo tena lehibe.