plt_tn/1ki/13/18.md

323 B

nisy anjely niresaka tamiko nohon'ny tenin'i Yaveh

"nisy anjely nanome ahy ny hafatra avy amin'i Yaveh"

nohon'ny tenin'i Yaveh

Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Adikao tahaka ny tao amin'ny 13:14 izany andianteny izany. DH: "tamin'ny hafatr'i Yaveh"