# nisy anjely niresaka tamiko nohon'ny tenin'i Yaveh "nisy anjely nanome ahy ny hafatra avy amin'i Yaveh" # nohon'ny tenin'i Yaveh Io dia fomba fiteny izay midika fa niteny Yaveh. Eto ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. Adikao tahaka ny tao amin'ny 13:14 izany andianteny izany. DH: "tamin'ny hafatr'i Yaveh"