plt_tn/1ki/12/33.md

318 B

Niakatra tany amin'ny alitara

Ny hoe "niakatra" dia fomba fiteny hilazana ny fandehanana tany amin'ny toerana masina mba hanompo satria teo amin'ireo toerana masina ireo alitara ireo. DH: "nanolotra sorona teo amin'ny alitara"

tamin'ny volana izay noheverin'ny sainy manokana

"tamin'ny volana izay notondroiny"