# Niakatra tany amin'ny alitara Ny hoe "niakatra" dia fomba fiteny hilazana ny fandehanana tany amin'ny toerana masina mba hanompo satria teo amin'ireo toerana masina ireo alitara ireo. DH: "nanolotra sorona teo amin'ny alitara" # tamin'ny volana izay noheverin'ny sainy manokana "tamin'ny volana izay notondroiny"