plt_tn/1ki/12/08.md

4 lines
253 B
Markdown

# Hamaivano ny zioga izay napetraky ny rainao taminay
Ny hoe "manamaivana ny zioga" dia sarinteny hanambarana ny fanalana ny enta-mavesatra. DH: "Aza mampijaly anay tahaka ny nataon'ny rainao" na "Aza manery anay hiasa mafy tahaka ny nataon'ny rainao"