plt_tn/1ki/12/08.md

253 B

Hamaivano ny zioga izay napetraky ny rainao taminay

Ny hoe "manamaivana ny zioga" dia sarinteny hanambarana ny fanalana ny enta-mavesatra. DH: "Aza mampijaly anay tahaka ny nataon'ny rainao" na "Aza manery anay hiasa mafy tahaka ny nataon'ny rainao"