plt_tn/1ki/11/26.md

20 lines
538 B
Markdown

# Jeroboama...Nebata
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Zareda...Milo
Ireo dia anaran-toerana.
# Zeroa
Io dia anaram-behivavy.
# nanainga ny tanany tamin'ny mpanjaka
Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana, hery sy fifehezana. Ny andianteny hoe "nanainga tamin'ny" dia manondro ny fanoherana olona tamin'ny fampiasana fahefahana, hery sy fifehezana. Io dia sarinteny nampiasaina mba atao fomba fiteny iraisana. DH: "nikomy tamin'ny mpanjaka"
# nanorina toerana tao Milo...Solomona
Adikao tahaka ny tao amin'ny 9:15 ny hoe "Milo".