plt_tn/1ki/11/26.md

538 B

Jeroboama...Nebata

Ireo dia anaran-dehilahy.

Zareda...Milo

Ireo dia anaran-toerana.

Zeroa

Io dia anaram-behivavy.

nanainga ny tanany tamin'ny mpanjaka

Ny teny hoe "tanana" dia manondro ny fahefana, hery sy fifehezana. Ny andianteny hoe "nanainga tamin'ny" dia manondro ny fanoherana olona tamin'ny fampiasana fahefahana, hery sy fifehezana. Io dia sarinteny nampiasaina mba atao fomba fiteny iraisana. DH: "nikomy tamin'ny mpanjaka"

nanorina toerana tao Milo...Solomona

Adikao tahaka ny tao amin'ny 9:15 ny hoe "Milo".