forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
316 B
Markdown
8 lines
316 B
Markdown
# alako aminao tokoa ny fanjakana
|
|
|
|
Ny hoe "alana" dia esorina an-kery. Izany dia tahaka ny olona mandrovitra ny akanjony. DH: "nanala ny fanjakana an-keriny taminao"
|
|
|
|
# ny tanan'ny zanakao
|
|
|
|
Ny teny hoe "tanana" dia sarinteny izay manondro ny fahefan'ny olona, fifehezana sy hery. DH: "tamin'ny fifehezan'ny zanakao"
|