plt_tn/1ki/11/11.md

316 B

alako aminao tokoa ny fanjakana

Ny hoe "alana" dia esorina an-kery. Izany dia tahaka ny olona mandrovitra ny akanjony. DH: "nanala ny fanjakana an-keriny taminao"

ny tanan'ny zanakao

Ny teny hoe "tanana" dia sarinteny izay manondro ny fahefan'ny olona, fifehezana sy hery. DH: "tamin'ny fifehezan'ny zanakao"