plt_tn/1ki/11/09.md

236 B

nivilin'ny fony niala taminy

Ny teny hoe "nivily ny fony" dia manondro ny fiovan'ny fankatoavana sy fitiavana. DH: "Tsy nanompo an'i Yaveh intsony i Solomona"

niseho indroa taminy aza Izy

"niseho indroa tamin'i Solomona i Yaveh"