plt_tn/1ki/11/09.md

8 lines
236 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nivilin'ny fony niala taminy
Ny teny hoe "nivily ny fony" dia manondro ny fiovan'ny fankatoavana sy fitiavana. DH: "Tsy nanompo an'i Yaveh intsony i Solomona"
# niseho indroa taminy aza Izy
"niseho indroa tamin'i Solomona i Yaveh"