plt_tn/1ki/10/26.md

432 B

kalesy 1.400 sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina

"kalesy 1.400 sy mpitaingin-tsoavaly 12.000"

Nanana volafotsy tao Jerosalema ny mpanjaka, maro toy ny vato teo amin'ny tany izany

Mampiasa filaza masaka ny mpanoratra mba hanindriana ny habetsaky ny volafotsy izay tao Jerosalema. DH: "Nanana volafotsy maro be tany Jerosalema ny mpanjaka, tahaka ny hoe misy volafotsy maro be tahaka ny vato teo amin'ny tany izany"