plt_tn/1ki/10/26.md

8 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# kalesy 1.400 sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina
"kalesy 1.400 sy mpitaingin-tsoavaly 12.000"
# Nanana volafotsy tao Jerosalema ny mpanjaka, maro toy ny vato teo amin'ny tany izany
Mampiasa filaza masaka ny mpanoratra mba hanindriana ny habetsaky ny volafotsy izay tao Jerosalema. DH: "Nanana volafotsy maro be tany Jerosalema ny mpanjaka, tahaka ny hoe misy volafotsy maro be tahaka ny vato teo amin'ny tany izany"