plt_tn/1ki/10/23.md

12 lines
948 B
Markdown

# ny tany iray manontolo
Io dia fanaovana amin'ny ankapobeny. DH: "Ny olona na avy aiza na avy aiza" na "Ny olona avy amin'ireo toerana samy hafa"
# Nitady ny hifanatrika tamin'i Solomona
Ny fanatrehan'ny olona dia sarinteny hilazana ny fahafahana miteny sy mihaino ny olona. DH: "nitady mpihaino niaraka tamin'i Solomona" na "te hamangy an'i Solomona"
# mba handre ny fahendreny, izay napetrak'Andriamanitra tao am-pony
Ny fo dia sarinteny hilazana izay heverin'ny olona ary resahina toy ny hoe fitoeran-javatra izany. Ny anarana hoe "fahendrena" dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka apetraka ao amin'ny fitoeran-javatra ary afaka adika ho tambinteny. Mety ho sarinteny hilazana ny olona ary ireo teny lazain'ny olona izany. DH: "mba hihaino ny fahendreny, izay nomen'Andriamanitra azy" na "mba handre hoe akory ny fahendrena nanaovan'Andriamanitra azy" na "mba handre azy hiteny ireo teny hendry izay navelan'Andriamanitra ho lazainy"