plt_tn/1ki/10/06.md

349 B

reko tany amin'ny taniko

"Nandre aho raha mbola tany amin'ny taniko"

ny teninao sy ny fahendrenao

Eto ny teny hoe "fahendrena" dia afaka hamaritana ny teny hoe "teny" D.H: "Ny fahendrenao nilaza fa"

nahita maso izany aho

D.H: "nahita izany aho"

Tsy ampy antsasany no voatantara tamiko

D.H: "Kely ihany no notantarain'ny olona tamiko"