# reko tany amin'ny taniko "Nandre aho raha mbola tany amin'ny taniko" # ny teninao sy ny fahendrenao Eto ny teny hoe "fahendrena" dia afaka hamaritana ny teny hoe "teny" D.H: "Ny fahendrenao nilaza fa" # nahita maso izany aho D.H: "nahita izany aho" # Tsy ampy antsasany no voatantara tamiko D.H: "Kely ihany no notantarain'ny olona tamiko"