plt_tn/1ki/09/15.md

408 B

anton'ny fitakiana amin'ny asa izay napetrak'i Solomona Mpanjaka

"ny antony izay nahatonga ny Mpanjaka solomona hitaky ny olona hiasa"

mba hananganana an'i Milo

Ireo mety ho heviny dia 1) "hananganana ny lavarangana" na "hananganana ny manda"

Niakatra i Farao mpanjakan'i Egypta

Ny olona dia sarinteny ho an'ny tafika izay nobaikony. D.H: "Ny tafik'i Farao, mpanjakan'ny Egypta, dia efa niakatra"