plt_tn/1ki/09/15.md

12 lines
408 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# anton'ny fitakiana amin'ny asa izay napetrak'i Solomona Mpanjaka
"ny antony izay nahatonga ny Mpanjaka solomona hitaky ny olona hiasa"
# mba hananganana an'i Milo
Ireo mety ho heviny dia 1) "hananganana ny lavarangana" na "hananganana ny manda"
# Niakatra i Farao mpanjakan'i Egypta
Ny olona dia sarinteny ho an'ny tafika izay nobaikony. D.H: "Ny tafik'i Farao, mpanjakan'ny Egypta, dia efa niakatra"