plt_tn/1ki/09/03.md

513 B

ny vavakao sy ny fangatahanao

ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 D.H: "ny fangatahanao"

hametrahako ny anarako ho ao mandrakizay

Ny "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona. D.H: "mba hitoerana ao sy anambarana ny fananana izay mandrakizay"

Ny masoko sy ny foko dia ho eo foana

Ny maso sy ny fo dia fibagoan-teny ho an'ny olona rehetra. D.H: "Hiaro sy hikarakara izany aho"