plt_tn/1ki/09/03.md

12 lines
513 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny vavakao sy ny fangatahanao
ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 D.H: "ny fangatahanao"
# hametrahako ny anarako ho ao mandrakizay
Ny "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona. D.H: "mba hitoerana ao sy anambarana ny fananana izay mandrakizay"
# Ny masoko sy ny foko dia ho eo foana
Ny maso sy ny fo dia fibagoan-teny ho an'ny olona rehetra. D.H: "Hiaro sy hikarakara izany aho"