plt_tn/1ki/08/57.md

566 B

handao antsika na hahafoy antsika

Ireo andian-teny roa ireo dia manambara tokoa fa zavatra roa no asongadin'ny fanirian'i Solomona amin'i Yaveh dia ny mba ho eo amin'ny olona mandrakariva.

hampitongilaniny ho Aminy ny fontsika

Faniriana mba ho ankasitrahan'ny olona amin'ny fampitongilanana ny fo ho amin'izany olona izany D.H: "manao izay ankasitrahany antsika"

mba hiaina amin'ny lalany rehetra

Eto ny hoe "amin'ny lalany rehera" dia fomba fiteny izay anehoana ny lalana izay tian'ny olona iainana. D.H: "miaina amin'izay takiany hi fomba fiainantsika"