plt_tn/1ki/08/57.md

12 lines
566 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# handao antsika na hahafoy antsika
Ireo andian-teny roa ireo dia manambara tokoa fa zavatra roa no asongadin'ny fanirian'i Solomona amin'i Yaveh dia ny mba ho eo amin'ny olona mandrakariva.
# hampitongilaniny ho Aminy ny fontsika
Faniriana mba ho ankasitrahan'ny olona amin'ny fampitongilanana ny fo ho amin'izany olona izany D.H: "manao izay ankasitrahany antsika"
# mba hiaina amin'ny lalany rehetra
Eto ny hoe "amin'ny lalany rehera" dia fomba fiteny izay anehoana ny lalana izay tian'ny olona iainana. D.H: "miaina amin'izay takiany hi fomba fiainantsika"