plt_tn/1ki/08/54.md

372 B

vavaka sy fangatahana

ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27

Deraina anie Yaveh

D.H: "Miderà an'i Yaveh"

Tsy nisy teny latsaka avy tamin'ny fampanantenana soan'i Yaveh

D.H: "Nohamarinin'i Yaveh avokoa izay rehetra teny fampanantenany"