# vavaka sy fangatahana ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 # Deraina anie Yaveh D.H: "MiderĂ  an'i Yaveh" # Tsy nisy teny latsaka avy tamin'ny fampanantenana soan'i Yaveh D.H: "Nohamarinin'i Yaveh avokoa izay rehetra teny fampanantenany"