plt_tn/1ki/08/49.md

8 lines
429 B
Markdown

# ny vavak'izy ireo sy ny fangatahan'izy ireo
ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27
# Mamelà ny olonao, izay nanota taminao, sy ny fahotany rehetra izay nandikany ny didinao
Nangataka in-droa tamin'i Yaveh i Solomona mba hamela ny helokin'ny olona. Izany dia manasongadina ny fahazotoany mangataka.