# ny vavak'izy ireo sy ny fangatahan'izy ireo ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 # MamelĂ  ny olonao, izay nanota taminao, sy ny fahotany rehetra izay nandikany ny didinao Nangataka in-droa tamin'i Yaveh i Solomona mba hamela ny helokin'ny olona. Izany dia manasongadina ny fahazotoany mangataka.