plt_tn/1ki/08/41.md

347 B

ny tananao mahery, ary ny sandrinao misandratra

Ireo teny roa ireo dia manambara zavatra mitovy ary maneho ny fahefan'Andriamanitra.

ity trano izay naoriko ity dia antsoina amin'ny anaranao

Ny andian-teny hoe "antsoina amin'ny anaranao" dia manondro ny olona izay tompon'ny trano manontolo. D.H: "anao manontolo ity trano izay naoriko ity"